Teny iditra | mandrora tay maina | |
Singan-teny | mandrora ; tsy ; maina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22 |